Madio, azo antoka & maitso

Nosy Maitso na ihany koa hoe Nosy rakotr’ala. Izahay dia manena ny fampiasana saribao amin’ny alalan’ny fampiasana ny fatana ethanol,izay madio sy azo antoka, eto Madagasikara. Amin’izao fotoana izao dia efa maherin’ny 20.000 isa ny tokatrano mampiasa ny fatana ethanol.

TENY FANOLORANA

Ny momba anay sy ny andraikitray

Izahay dia manome fahafahana maharitra mba isitrahan’ny rehetra fahandroantsakafo madio eto Madagasikara. Ny fampiasana saribao dia anisan’ireo olana goavana hoan’ny mponina sy ny natiora eto Madagasikara. Mampisy fanantenana hoan’ny fiarahamonina sy ny taranaka ho avy ny fialana amin’ny fampiasana saribao.

NY VOKATRA

Inona avy ireo amidinay?

Izahay dia mivarotra Fatana ethanol, solika fandrehitra ethanol 1l sy fitoeran-tsolika ary ”polos”

FOMBA AZAHOANA ANAY SY MOMBAN’IREO MPIARA-MIASA
IREO MPIARA-MIASA AMINAY

Izahay dia miara-miasa amin’ny:

Blog at WordPress.com.